Teny iditra | 1 bailoka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy mahitsy, meloka, mivilana, mitovy amin' ny hoe biloka, izay fampiasa matetika kokoa: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity fa bailoka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Tortu, de travers |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 7 meloka, mivaona, mivilana, bilaka, biloka, miolana, mibirioka |
Fivaditsoratra | 8 abailok, akobila, alibako, bailoka, balaiko, boliaka, ibalako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |