|
|
|
|

Teny iditra 1  mibirioka
Fototeny  2 birioka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mivily any amin' ny tsy izy, tsy mahitsy fa misondrovaka misompirana na miolaka: Nihirioka ny bala ha tsy hita izay nalehany ~ Nibirioka ny lahatenin-dRangahy: fivavahana no foto-dresaka ka Lasa tany amin' ny politika
9 Mandositra, mitsoaka, milefa: Mibirioka matetika io zazalahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to deviate from a straight course, to turn aside, to go crookedly, as a ball or spear thrown at a mark. [1.2]
Ohatra  11  Tsy fantatra izay voa na ny mpamily na ny kodiarana iray aloha, fa nibirioka niankavia ilay fiara ary tonga dia nivadika teo amin' ny sisin-dalana. [2.472#236]
Mpanahaka  12  manindao sidina, 13  mibisioka, 14  misondrovaka, 15  mivaona, 16  Mivily, 17  miviona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22