|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bakobako (bako)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  bako (tsara bika); bako (valabalaka) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  well formed, well shaped
5  delicate, weary, exhausted. See bikana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  bien fait
7  fatigué [1.3]
Ohatra  8  indro tovovavy bakobako amin' ny volony lava hatreny am-paladia hany solom-pitafiany, no nitsiky taminy tamin' ny endrika meva sady sariaka. [2.5]
Tovy hevitra  9  bako

Teny iditra (2/2)10  bakobako
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Fivavahana, finoana
Fanazavàna teny malagasy  13  lolo, karazam-biby manan'elatra
14  anaram-biby lehibe noheverina ho nisy taty fahiny, ratsy tarehy [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  15  a savage animal resembling the ass or zebra. Probably the songomby, a mythical animal [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16  biby lehibe ratsy tarehy izay heverin' ny Malagasy ho nisy taty Madagasikara (lalomena?) [2.165]
17  sorte d'animal sauvage comme un âne. [Tankarana] [1.19]
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny bakobako io

Fivaditsoratra  19  bakobako, bôka bako, bokaboka, kobakoba

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20