Teny iditra | baraingo | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Bila, bingo [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Teny iditra | baraingo | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mari-pijanonan-tsoratra "?" misolo ny teboka raha manontany: Iza no tonga teto anikeheo? [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Question mark [3.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Point d'interrogation (grammaire) [1.5] | |||||||||||||||
Voambolana | Haiteny | |||||||||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Mari-tsoratra | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | aboringa, baraingo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/23 |
![]() |