| Teny iditra | 1 barareoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Feon' ny ondry maneno
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 the bleating of sheep.
[1.2] 16 the bleating of sheep or goats; [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 bêlement du mouton ou de la chèvre ;
[1.8] |
| Voambolana | 18 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 19 Feo |
| Fivaditsoratra | 20 aboreraka, 21 bararaoke, barareoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06 |
|