| Teny iditra | 1 mibarareoka |
| Fototeny | 2 barareoka |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Enti-milaza ny feon' ny ondry maneno
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to bleat as a sheep.
[1.2] 9 to bleat like a sheep or a goat [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 bêler, (mouton et chêvre)
[1.8] 11 chevrotant. Voie chevrotante: feo mibarareoka [1.4.fr#123] |
| Ohatra |
12 nibarareoka toa niampanga azy roalahy ilay ondrivavy ary indry nihazakazaka namonjy an-janany izay tsy lavitra teo.
[2.470#84]
|
| Voambolana | 13 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06 |
|