Teny iditra | barera | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Roraka, tsy fahazakan-tena na tsy fahazakan-damba [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Root of mibarera [1.2] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Lâche, traînant, débraillé [1.3] | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
| |||||||||||||||||||
Teny iditra | barera | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] vehivavy [1.78] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A woman [1.2] | ||||||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10 |
![]() |