|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mibarera
Fototeny  2 barera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandeha miadana, mitari-damba: Rakoto ilay hitako nibarera anikeheo izay
8 Miroraka, milatsaka toy ny elatra na ny lamba tsy zakan' ny tompony: Mibarera ny elatr' ity vorona ity
9 Kivy, ketra-tsaina, manana endrika marikivy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be unable to fly high any longer, as a tired bird; to wear loose and flowing garmets dragging on the ground; to be loose, as the sides of a tent not properly stretched. See rebareba, refarefa [1.2]
Ohatra  11  Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona; [1.301#mg]

Teny iditra (2/2) 12  mibarera
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  18 [Tanosy] mirenireny [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  19 [Provincial] to go about freely, to be at liberty, to be unrestrained, as the air, birds, savages, etc. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20