Teny iditra | barera | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Roraka, tsy fahazakan-tena na tsy fahazakan-damba [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Root of mibarera [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Lâche, traînant, débraillé [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Teny iditra | barera | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] vehivavy [1.78] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A woman [1.2] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | barera, rarabe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10 |
![]() |