Teny iditra | 1 besinimaro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.5] tout le monde |
Ohatra |
4 [2.472] Fantatry ny besinimaro rahateo moa izany. 5 [4.27] Mangataka ny besinimaro mba ho afaka hijery ny tatitra ataon’ireo Sampan-draharaha mpanara-maso ireo. |
Singan-teny | 6 be, sy, maro |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/04 |
![]() |