|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  sy
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Entina mampitohy teny roa (anarana, mpamaritoetra, matoanteny): Ny saka sy ny alika / Tsara sy ratsy / Mihinana sy misotro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 and [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 et [1.8]
Mpanahaka  8  amana, 9  ary, 10  dia, 11  ka, 12  mbamy
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe sy

Teny iditra (2/3) 14  sy
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 [Tanosy] fifiahara fary [1.78]
Tovy hevitra  17 sahy

Teny iditra (3/3) 18  sy
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20 [Sakalava] Hyparrhenia rufa Stapf (Poaceae). Bonne espèce fourragère ; éliminée par les feux de prairie trop fréquents. Voir aussi simena. [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22