Teny iditra | 1 Bezanozano |
Singan-teny | 2 be, zanozano |
Sokajin-teny | 3 anaram-poko |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Foko kely dia kely, mitoetra amin' ny tany lemaka manodidina an' i Mangoro, voafaritry ny tanin' i Sihanaka, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ary ny Merina, andrefana. Tanàn-dehibebe: Moramanga, Beparasy, Anjiro |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] The name of a tribe on the eastern boundary of Imerina. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.5] nom d'une population du centre nord-est de Madagascar (villes principales: Moramanga, Anjiro) |
Voambolana |
7 Tantara: firenena |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny Bezanozano io |
Tsanganana sy sary iray takila |
13 Tenim-pirenenana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/09 |
![]() |