|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  bibaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 Mizihitra makadiry
10 Mivonto mamoronana any anatiny (ratra na fery) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 enflé, tuméfié, formant cloche [1.3#79]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe bibaka

Teny iditra (2/2) 13  bibaka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 [Tankarana] variété de bananier. [1.19]
16 [Sakalava] Variété de banane à gros fruit. [1.196#I.226]
Voambolana  17  Haizavamaniry
Tovy hevitra  18 boroboaka

Fivaditsoratra  19 babaky, bibaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22