Teny iditra | 1 boroboaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan' akondro, manja somary mirirana ny hodiny, ary ny voany, lava vaventy, mamy maisamaisatra kely |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the name of a variety of banana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196#I.238] Variété de banane à cuire, Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits. [Merina]
|
Ohatra |
6 boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa [2.131] |
Voambolana |
7 Haizavamaniry: voankazo |
Tovy hevitra | 8 bibaka |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |