|
|
|
|

Teny iditra 1  bika
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Toetran' ny toe-batana, izay tombanana indrinciraeo amin' ny fijorony: Tsara bika io lehilahy io fa tsy lava tsy fohy izy ary tsy matavy tsy mahia
13 Fisehoan' ny endriky ny zavatra iray ety ivelany: (Matetika amin' ny endrika verindroa: bikabika no ampiasaina ny teny amin' itỳ hevitra itỳ): Tahaka ny ahoana ny bikabikan' ilay bokinao very izay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 shape, figure, form, make, appearance, mien, contour. See endrika, tsangana [1.2]
15 a shape, form, figure, appearance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 forme, conformation, mine [1.8]
Ohatra  17  Izao re no bikako / izao no tarehiko [2.131]
18  Endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4#7]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe bika
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  21  Bikan' ny tandrok' omby

Fivaditsoratra  22 baky, bika, 23 kiba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21