|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mibika
Fototeny  2 bika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manombana, mijery bikan' olona na zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to observe, to inspect, to examine minutely, to notice one's appearance or shape. [1.2]
10 to look at oneself in a mirror [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 se regarder dans un miroir [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe mibika

Teny iditra (2/2) 13  mibikà
Fototeny  14 bika
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibika [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 ambiky, mibika, mibikà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19