|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  binaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 milaza fivontosana, fibontsinana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 enflure, tumeur [1.3]
Tovy hevitra  8 bina, binabina, binabinaka

Teny iditra (2/2) 9  binaka
Fototeny  10 baka
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  15 atao mihataka toy ny tarehintsoratra V (tandrok' omby) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 qu'on a fait diverger [1.3#72]
Tovy hevitra  17 voabaka

Fivaditsoratra  18 ankiba, 19 bikana, binaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22