|
|
|
|

Teny iditra 1  biririoka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fanenon-javatra toa misiaka mandalo mafy, toy ny an' ny karavasy, baba miserana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a whiz, a buzz [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 sifflement des projectiles, de la cravache, etc. [1.3]
Voambolana  11  Feo
Tovy hevitra  12 bisisioka, bizizioka
Mpanahaka  13  rimorimo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22