Teny iditra (1/2) | 1 -bitro |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vitro |
Teny iditra (2/2) | 3 bitro |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] Biby fiompy fihinana sahala habe amin' ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry. |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2, 1.7] a rabbit 7 [1.7] a hare |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3, 1.54, 1.8] lapin |
Ohatra |
9 niompy bitro vavy bevoka, natao mba hahazoam-bola. [2.59#] 10 Ny bitro dia mahagaga ny Malagasy loatra fa mbola tsy hitany, ka noheveriny ho voalavo makadiry. [2.649] |
Voambolana |
11 Haibiby: mampinono |
Tovy hevitra | 12 rabitro |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny bitro io |
Fivaditsoratra | 17 -bitro, bitro, botri, botry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |