|
|
|
|

Teny iditra 1  bitsibitsika
Fototeny  2 bitsika
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny anglisy  12 a whisper [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 (duplicatif) [1.3]
14 chuchotement [1.8]
Ohatra  15  Hatreo dia bitsibitsika foana no hifampiresahanay. [2.4#54]
16  Toa ho bitsibitsika indray ny resaka ifanaovana, isaky ny mandalo azy I Krisy sy Sera ary Rabako namany. [2.470#101]
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21