Teny iditra (1/4) | 1 leo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] has had enough and too much; disgusted drunk |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#4011.8] qui en a assez; dégoûté 6 [1.3#4011.8] ivre 7 [1.3#4011.8] indisposé par un narcotique 8 [1.3#401] qui n'en veut plus assoupi, étourdi |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 13 leony |
Mpanahaka | 14 tofoka, boboka, tohina, tola, monaina, monamonaina, mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny leo io |
Teny iditra (2/4) | 20 leo |
Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [1.2] equalled, matched, overcome 24 [1.2, 1.7] borne, sustained |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.3#401] supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre: Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil) 26 [1.8] supporté |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Teny iditra (3/4) | 35 leo |
Sokajin-teny | 36 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
37 [1.78] [Bara, Tanosy]
laona |
Teny iditra (4/4) | 38 leo |
Sokajin-teny | 39 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
40 [1.2#390] [Provincial]
to-day |
Voambolana |
41 Fotoana |
Fivaditsoratra | 42 elo, leo, ole |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |