Teny iditra (1/6) | 1 bontana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fizihirana mitokana; fivontosana izay miavaka |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/6) | 10 bontana |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Taovolo atao mihorongorona hisy bokony eo an-katoka |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] a mode of dressing the hair so that one large tress shall fall on each side of the head |
Voambolana |
14 Fandram-bolo |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/6) | 23 bontana |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.13] faritra mivohitra |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.13] bourrelet 27 [1.196] (du malais buntal : gonflement, enflure) [Sakalava] Nom du noeud chez certaines plantes ; par exemple bontambolo, bontampary |
Teny iditra (4/6) | 28 bontana |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.1] [Sakalava]
Hazandrano kely be kibo, tsy azo hanina atody fa mahafaty |
Voambolana |
31 Haibiby: trondro |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (5/6) | 34 bontàna |
Sokajin-teny | 35 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
36 [1.1] Karazam-bibikely mivelona eny amin' ny ravim-paraky |
Voambolana |
37 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Teny iditra (6/6) | 38 bontana |
Sokajin-teny | 39 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
40 [1.196] (du malais buntal : gonflement, enflure) Nom des baobabs malgaches, surtout Adansonia madagascariensis Baill. et Adansonia za Baill. (Malvaceae). [Sakalava]
|
Voambolana |
41 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 43 abontan, bontana, bontàna, nabonta |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/13 |
![]() |