Teny iditra mamaly bontana
Singan-teny mamaly ; bontana
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mamalysitraka
Ohatra 
1Hatramin' ny nahafatesan-dRavokatra raikeliny, dia tahaka ny mamaly bontana azy ny toe-panahy asehon' I Lidy. [2.470]
2Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy. [2.472]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08