Teny iditra manabontana (bontana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamona ny volo ho bontana, manao ny volon' ny hafaho bontana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manabontana
Ny lasa : nanabontana
Ny hoavy : hanabontana
Filaza mandidy : manabontàna

Teny iditra manabontàna (bontana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manabontana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20