Teny iditra boty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lalana tery [1.1]

Teny iditra boty
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra bôty
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Mahantra, ory, botry [1.78]

Teny iditra boty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny)
Amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty. [1.10]
  [Sihanaka] Kamboty [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Orphelin
Veau pour sacrifice [1.19]
Sampanteny 
Tovy hevitra bôty

Teny iditra boty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Votsy [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31