|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  boty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] lalana tery

Teny iditra (2/5)4  boty
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty
Kamban-teny 

Teny iditra (3/5)9  bôty
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Bezanozano] mahantra, ory, botry

Teny iditra (4/5)12  boty
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.10] iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny)
amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty.
15  [1.78] [Sihanaka] kamboty
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.19] [Tankarana] orphelin
veau pour sacrifice
Sampanteny 
17  Anarana :
Tovy hevitra  18  bôty

Teny iditra (5/5)19  boty
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.78] [Tanosy] votsy

Fivaditsoratra  22 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21