Teny iditra |
daika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Trousers. see pataloa
[1.2]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
daika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A proverb [1.2]
|
|
Teny iditra |
daika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandeha misabakabaka na mibekabeka ka mivelatra sy tsy mitsatoka mahitsy tsara ny tongotra roa, toy ny fanaon' ny zazakely vao miana-mandeha [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
daikà
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | An aide-de-camp [Fr. Aide-de-camp] [1.2]
|
Tsipelina hafa |
|