| Teny iditra | 1 daikadaika |
| Fototeny | 2 daika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Fandeha misabakabaka na mibekabeka ka mivelatra sy tsy mitsatoka mahitsy tsara ny tongotra roa, toy ny fanaon' ny zazakely vao miana-mandeha
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 [Tankarana] jambes écartées. (bekabèka).
[1.19] |
| Tovy hevitra | 8 daika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|