Teny iditra |
dango
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Laona: Mavesa-mody mavesa-mandeha dia koa ny mpamanga dango (mitondra entana atakalo vary ka tsy miala entana toa mpivarotra laona) [1.78]
|
| [Bara]
laona
[1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A mortar. See laona
[1.2]
|
Sampanteny |
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
dango
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Tsirika [1.78]
|
|
Teny iditra |
dango
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Loha-lakana [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Les deux bouts de la pirogue [1.82]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
dango
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Enveloppe du bouquet du palmiste. (bandrôka). [1.19]
|
Voambolana |
|