Teny iditra | de | |
Sokajin-teny | mpampitohy | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Dia [1.78] | |
Teny iditra | de
![]() | |
Sokajin-teny | mpampiankin-teny | |
Fanazavàna teny malagasy | N', ny: La maison de mon père (Ny tranon' ikaky) Amy, ao an-, an-, any, vao: Les gens de la maison (Ny olona ao an-trano) / Faire entrer quelqu'un de force (Mampiditra olona an-kery) / Il vient de la campagne (Avy any an-tsaha izy) / Il vient de sortir (Vao nivoaka teo izy) Hatrany, hatramy: Il est allé de Paris à Rome (Nandeha hatrany Paris ka hatrany Roma izy) / Du matin au soir (Hatramy ny maraina ka hatramy ny hariva) Momba, anisa, araka, ho: Cours d'histoire (Fampianarana momba ny tantara) / Je suis de vos amis (Anisan' ny sakaizanao aho) / De l'aveu de tout le monde (Araka ny hevitry ny be sy ny maro) [1.1] | |
Hatrany, hatramin', avy amin', an', ao, amin': Un plat d'argent (vilia vola) / De près (akaiky) / Faire de son mieux (manao izay azo atao mihitsy) / De ce que (satria) / [1.9] | ||
Teny iditra | dé
![]() | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | fanosehana [1.66] | |
Teny iditra | dé
![]() | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | kodiakely [1.66] | |
Sary |
| |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |