Teny iditra dihibridisma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampivadiana taranaka iray sokajy nefa samy hafa karazana mba hahazoana taranaka vaovao; ohatra: dokotra + gana -> sarin-dokotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Dihybridisme [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra tranga roa fiavahana
Ny fihaviany Frantsay: dihybridisme.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31