|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  dilo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza fangintsingintsinana amin' ny nify na ny sofina noho ny zavamarikivy nohanina na feonjavatra mikiaka sy mikarantsana henon' ny sofina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 the pain or sensation of having the teeth set on edge. Lilo is used in the provinces [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 agacement des dents et des oreilles, provoqué par les acides ou par un son strident [1.3]
10 [Tankarana] agacement. [1.19]
Voambolana  11  Fahasalamana
Tovy hevitra  12 lilo

Teny iditra (2/4) 13  dilo
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 [Antemoro] famaizana, nenina [1.78]

Teny iditra (3/4) 16  dilo
Sokajin-teny  17  Tsy lazaina
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Teny iditra (4/4) 20  dilo
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22 [Sakalava+Mahafaly] (l'adjectif dilo du malais ngilu veut dire très acide, qui agace les dents). Nom donné aux fruits de tamarinier, Tamarindus indica L. (Fabaceae). L'arbre s'appelle madilo. Ces fruits riches en acide ascorbique (Vitamine C) étaient transportés à bord des bateaux comme antiscorbutique. [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  dilo, 25 lody

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22