|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  dilo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza fangintsingintsinana amin' ny nify na ny sofina noho ny zavamarikivy nohanina na feonjavatra mikiaka sy mikarantsana henon' ny sofina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  the pain or sensation of having the teeth set on edge. Lilo is used in the provinces [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  agacement des dents et des oreilles, provoqué par les acides ou par un son strident [1.3]
6  agacement. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  7  Fahasalamana
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Tovy hevitra  11  lilo

Teny iditra (2/4)12  dilo
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  famaizana, nenina [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (3/4)15  dilo
Sokajin-teny  16  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  17  [1.2]
Sampanteny 
18  Matoantenin' ny iharana :
19  Matoantenin' ny fameno :

Teny iditra (4/4)20  dilo
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22  (l'adjectif dilo du malais ngilu veut dire très acide, qui agace les dents). Nom donné aux fruits de tamarinier, Tamarindus indica L. (Fabaceae). L'arbre s'appelle madilo. Ces fruits riches en acide ascorbique (Vitamine C) étaient transportés à bord des bateaux comme antiscorbutique. [Sakalava] [1.196]
23  [Mahafaly]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  26  dilo, lody

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31