| Teny iditra | 1 dimina |
| Fototeny | 2 dimy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Zaraina dimy: Nodimina ny lovanay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be divided into five
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 à partager ou qu'on divise en cinq
[1.3] |
| Ohatra |
11 Ary ny vola rehetra nialany ireo, Dia ho dimina
[2.59#126]
|
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe dimina |
| Fivaditsoratra | 13 andimy, 14 dimany, dimina, 15 madiñy, 16 mañidy, manidy, 17 midina, midìna, 18 minday |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|