| Teny iditra | 1 dimy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
25 Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 five
[1.2, 1.7] 27 [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima] 28 [Provincial] limy is used in the provinces [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 cinq
[1.3, 1.5, 1.8] |
| Isam-pirenena |
30 5
31 V [3.1] |
| Ohatra |
32 Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy.
[2.470#185]
33 Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho. [2.471#55] |
| Voambolana | 34 Matematika: rafitrisa |
| Tovy hevitra | 35 limy |
| Fikambanana | 36 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 14 misy ny teny hoe dimy |
| Ohabolana | 37 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
38 Ny isa 39 Fifanampiana 40 Fampitomboana |
| Lahatsoratra | 41 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Fivaditsoratra | dimy, 42 midy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13 |
|