Teny iditra diso lalam-piainana
Singan-teny diso ; lalana ; fiainana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mandeha amin' ny lalam-piainana marina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09