| Teny iditra | 1 ditsika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Misy zavatra ao anaty maso: Ditsika aho ka andraso kely aloha
19 Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsika ny masoko ka mitete ranomaso 20 Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 [Tankarana] poussière dans l'oeil.
[1.19] 22 Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu 23 (ivrogne) ébloui par l'alcool 24 terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [1.3] |
| Tsipelina hafa | 25 ditsoka |
| Tovy hevitra | 26 dintsika |
| Fikambanana | 27 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ditsika |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 29 ditsaky, ditsika, 30 katsidy, 31 tsidika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|