Teny iditra | dobibika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fivangongoan-javatra betsaka tsy misy ilana azy; fitobian-javatra tsy dia manahoana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | L'action d'accumuler des choses inutiles [1.196] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | dobibika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tandroy] Nom donné au tabac, Nicotiana tabacum L. (Solanaceae) probablement par dérision. [1.196] | |||||||||||||||
Anarana siantifika | Nicotiana tabacum | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08 |
![]() |