|
|
|
|

Teny iditra 1  dodona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Maika fatratra, maimay te-hanao zavatra na hiteny eo no ho eo na handeha avy hatrany: Dodona erỳ Rakoto handeha hody
16 Rototra, mafana fo: Tsy dodona akory izy nilazako izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 in a hurry; pushing violently [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 [Tankarana] pressé. See dodoka. [1.19]
Ohatra  19  tsy mahapetraka fa efa maika, dodona be ihany. [2.313#133]
20  Soa ihany, fa izaho efa dodona amin' ny fahamaizako. [2.4#99]
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21