Teny iditra (1/2) | 1 mandodona |
Fototeny | 2 dodona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manafaingana, manery hanao faingana: Mitaredretra ny mpiasa raha tsy misy lehibe mandodona azy 5 Manery handeha na hanao malaky: Nandodona ny vadiny Rangahy fa efa velona ny lakolosy fahatelo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to urge, to press, to excite [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 presser, exciter à [1.8] |
Ohatra |
8 Izao ka efa izy ho avy sahady aza no mandodona anareo hody izany ka nangatahanareo lalana aminay teo. [2.245#] 9 andro toy ny halina, ny raharaha heverina kosa mbola tsy tambo, ny làlan-kaleha lavidavitra ihany, ka tsy omen-tsiny ny mpitondra razana raha mandodona ahy hoe : «Hariva ny andro, ry Ikaky, fa aoka izahay hanainga" [2.5#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 mandodòna |
Fototeny | 15 dodona |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandodona |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Tsanganana sy sary iray takila |
18 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 19 mandodona, mandodòna, mandodona, mandodòna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |