|
|
|
|

Teny iditra 1  dodosina
Fototeny  2 dodo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 tsy manara-dalàna, avy amin' ny Dodododo: Hafainganina, atao haingana dia haingana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on poursuit, qu'on presse [1.3]
Mpanahaka  10  baibaizina, 11  ezakezahina, 12  ketsaketsaina, 13  koroboboina, 14  korododosina, 15  laizina, 16  mehina, 17  rodorodoina, 18  rotorotoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22