Teny iditra | 1 donga vatana fa botry saina |
Singan-teny | 2 donga, vatana, fa, botry, saina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ireo zaza mihanta loatra, izay ny vatany mety ho botrefona fa ny saine tsy mitombo na kely akory aza |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |