| Teny iditra | 1 donoro |
| Fototeny | 2 doro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 voadoro, doroana, tsoloana afo: Nodonoron' ny fahavalo ny tanàna
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 brûlé, incendié, carbonisé, cuit
[1.3#115] |
| Tovy hevitra | 9 voadoro |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|