|
|
|
|

Teny iditra 1  doro
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  12 Tsolo; fampirehetana, fanaovana izay hahamasaka na hahakila zavatra: Doro tanety [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 burning, setting on fire [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 action de mettre le feu [1.3, 1.8]
15 action de brûler, d'incendier, de carboniser, de faire cuire [1.3]
16 action de mettre le feu à la brousse, d'incendier les prairies pour faire repousser l'herbe. [1.196]
Ohatra  17  Adin' ny zanaky ny mpirafy, ady lova, halatr' omby, doro trano, dia inona koa. [2.528#126]
Tovy hevitra  18 dotra
Mpanahaka  19  oroana
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe doro

Fivaditsoratra  doro, 21 Rodo, rodo

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19