|
|
|
|

Teny iditra1  voadoro
Fototeny  2  doro
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#115] brûlé, incendié, carbonisé, cuit
Ohatra  6  Potehina ho vovoka ny taolana voadoro sy ny faikam-boanjo. [2.117#]
7  lana koa indraindray tany hay voadoro be vodi-ahitra sy ampanga maranitra ary indraindray vatokaranana mahatorovana ny faladia. [2.324#]
Tovy hevitra  8  donoro

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11