|
|
|
|

Teny iditra 1  doroana
Fototeny  2 doro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampirehetina, tsoloana afo: Doroy ireto fako ireto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be burned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on brûle, qu'on incendie [1.8]
Ohatra  11  Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka. [2.59#289]

Fivaditsoratra  12 andoaro, 13 arodano, 14 arodona, doroana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19