|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  ebo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  11 Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka : Be ebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa ebo lahy loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 boasting, showing off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 vanité [1.8]
Tovy hevitra  14 eboebo
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ebo
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 17  ebo
Sokajin-teny  18  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny frantsay  23 [Tankarana] qui vit aux dépends des autres ; peu courageux ; débauché. [1.19]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ebo

Teny iditra (3/4) 25  ebo
Sokajin-teny  26  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  27 [Bara] diso, tsy marina [1.78]

Teny iditra (4/4) 28  ebo
Sokajin-teny  29  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  30 [Masikoro] kamo [2.606#151]

Fivaditsoratra  31 beo, ebo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22