Teny iditra (1/3) | 1 elakelaka (elaka) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
9 Silaka, elatrelany mihofakofaka na miendaka amin' ny zavatra iray 10 Ny elanelan' ny zavatra anankiroa: Elakela-trano [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 feuille, éclat détaché, parcelle mince, pellicules qui s'effeuillent, se soulèvent, écailles [1.3#121] |
Tovy hevitra | 12 elaka, elanelana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 14 elakelaka |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
17 (de elaka : feuillet, pellicule, tout ce qui se détache par couches très minces, comme le mica par exemple). 18 dans son sens général, désigne le rhytidone, les écorces qui se détachent par plaques, qui s'exfolient. [Merina] 19 Nom de plusieurs plantes qui présentent ce caractère ; ce sont principalement : 20 Dioscorea lucida Scott-Elliot et Dioscorea bemarivensis Jum. & H.Perrier, dont les tubercules se pèlent facilement ; [Sakalava] 21 Euphorbia melanacantha Drake (Euphorbiaceae) dont le tronc s'exfolie naturellement. [Tandroy] [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 24 elakelaka |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
26 (dihy) takana ny sintoBE ihany, fa tsy ny soroka no hazonina fa ny andilana kosa; ary laharany enina vao tsy sosohana... [Bezanozano]
[2.245#90] |
Ohatra |
27 Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |