Teny iditra elo mena
Singan-teny elo ; mena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Elo natokana ho an' ny mpanjaka, ny zanak' andriana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Parasol rouge réservé au souverain, aux princes [1.3]
Ohatra 
1Ny elony dia elomena makadiry, miravaka amborodao voamena [2.649]
2Nanatitra, elomena sy zavatra, avy tamy ny Mpanjaka, izy sy ny Manamboninahitra sy ny Miaramila 40 lahy [2.59]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07