|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  etona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  setroka
9  Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray [1.1, 1.78]
Fanazavàna teny anglisy  10  vapor, smoke, steam [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  fumée, vapeur [1.3, 1.8, 1.5]
12  chaleur suffocante, étouffée
13  odeur forte, parfum qui se répand au loin [1.3]
14  gaz [1.5]
Ohatra  15  Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina. [2.472]
16  Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any. [2.4]
Haiendriteny 
17  Tsotra :
Mpanahaka  18  fofon-drano
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)22  etona
Sokajin-teny  23  anarana
Voambolana  24  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  25  (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. [1.196]

Teny iditra (3/3)26  etoña
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28  lalana, lalan-kely [Tambahoaka] [1.78]
Tovy hevitra  29  hetoña

Fivaditsoratra  30  aneto, etona, etoña, oteña, tenao, aneto, etona, etoña, oteña, tenao

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21